diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index 6d39fb1..dd6e530 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Ny lohan'ny bibi-dia raika de kara efa maty, nefa sitragna ny ratra seka nahafaty anazy. De gaga ny tany marobe ndreka nagnaraka ny bibi-dia. \v 4 Ary de nenkohoka tamin'ny dragona iary zareo, satria izy no nagnome ny fahefany ho an'ny bibi-dia. De niankohoka tamin'ny bibi-dia koa iary zareo de nizaka hoe :"Iza karan'ny bibi-dia?" de "Iza afaka miady aminazy?" \ No newline at end of file +\v 3 Ny lohan'ny bibi-dia raika de kara efa maty, nefa sitragna ny ratra seka nahafaty anazy. De gaga ny tany marobe ndreka nagnaraka ny bibi-dia. \v 4 Ary de nenkohoka tamin'ny dragona iary zareo, satria izy no nagnome ny fahefany ho an'ny bibi-dia. De nenkohoka tamin'ny bibi-dia koa iary zareo de nizaka hoe :"Iza karan'ny bibi-dia?" de "Iza afaka miady aminazy?" \ No newline at end of file