auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-12 11:29:13 -05:00 committed by root
parent 147cde72dc
commit 1e87db89e2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka mandry anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo. Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny lambany. Handeha hiaraka aminaha magnatao lamba fotsy iary zareo, satria mendrika.
\v 3 Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka man anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo.\v 4 Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny lambany. Handeha hiaraka aminaha magnatao lamba fotsy iary zareo, satria mendrika.