auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 08:58:09 -05:00 committed by root
parent c2ba43e3df
commit 1cd2e0ae69
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa izao ny atanao : Halanao ny raha vitanny Nikolaita, sady efa halako my koa. Zegny managna tadigny mba mitenoa zegny raha zakainny Fagnahy ho anny fengonana. Ho anny raika mandresy de homeko alalagna hihinagnazegny avy aminny hazonny fiaignana, zegny aminny paradisanAndriamanitra. ‘» Soraty ho anny anjelinny fengonana any Smyrna hoe : « Itôgny ny zakanny raika voalohany sady farany, ny raika efa maty velogna ndreka : « Fantako ny fahorenao mbanny fasahirananao, nefa manan-draha anao. Fantako fa mizaka ratsy zegny mizaka ny tegnany fa Jiosy, nefa tsy izy aby. Synagoganny satana iary zareo. Aza matahotra aminny zegny efa heretanao. Igny a ! Ny devoly de hanipy anny sanagny aminareo aminny tranomizigna mba hitsapana anareo, sady hijaly agnatinny folo andro anareo. Matokisa mandra-pahafaty, ka omeko anareo ny satro-boninahitranny fiaignana. Zegny managna tadigny mba miteno zegny raha zakainny Fagnahy ho anny fengonana. Ny raika mandresy de tsy ho simbanny fahafatesana faharoy.» Soraty ho anny anjelinny fengonana any Pergamosy hoe : « Itôgny ny zakanny raika zegny managna sabatra roa lela : « Fantako zegny hipetrahanao, de aminny zegny hipetrahanny seza fiandriananny satana. Sady aminizao de mitagna mafy ny agnarako anao. Fantako fa tsy nandà finônanao ny aminaha anao. Ndre taminny andronny Antipasy vavolombelognako aza, sady nahatoky Anaha, zay nivonina taminareo, tamnny misy ny satana. Fa managna raha zakaina bitaka aminao Aho : « Misy sanagny aminareo mitana mafy ny fampenaranny Balama, zay nampianatra ani Balaka hametraka fandrangitana amasonny zanakIsraely, mba hihinaniary zareo ny hanina natao sorona ho anny sampy sady ho fijanganjangana. Karanizany my, misy sanagny aminareo egny mitagna mafy ny fampenaranny Nikolaita. Mivaloza, raha izany ! Fa na tsy izany, de ho avy malaky aminareo agny Aho, sady hifaninagna aminiary zareo aho miaraka aminny sabatranny vavako. «Soraty ho anny anjeinny fengonana ao Tyatira hoe : Itôgny ny zakanny zanakAndriamanitra, zegny managna maso kara lelanafombanny tongotra kara varahigna mangiragna : «Fantako zegny vitanao : Ny fitiavanao mbanny finônanao sady ny faretanao. Fantako fa zegny vitanao farany de betsaka raha mitaha aminny vitanao voalohany. Kanefa zao no hanoherako anao : Leferinao ny viavy Zezebela, zay magnantso ny tegnany fa mpaminany viavy. Avy amnny fampenaranany de mamitaka ny mpanompoko izy mba hijangajanga sady hihinagna hanina atao sorona ho anny sampy. Nagnome fotôna mba hivalozana Aho, kanefa tsy mety hibebaka ny aminny fijangajangany izy. Igny a ! Hatako marary ambony fandrena eo izy, sady zegny mijanganjanga miaraka aminazy de hampahoreko mafy, na tsy mivalo aminny asa ratsinny viavy iary zareo. hivoniko ho faty ny zanagny, de ny fengonana maro aby de hahalala fa Izaho mahita ny fieritreretana mbanny fihetsem-po. Homeko magnaraka ny asanareo tsitokatokagna aby anareo. Fa ny aminareo zay tavela ao Tyatira, ny maro tsy mitagna ny fampenarana izao, sady tsy mahalala zegny agnantsovanny sanagny oe sain-dalini satana_ Izao ny raha zakaiko aminareo hoe : « Tsy vesarako entagna hafa anareo. » Ndre izany aza, tsy mentsy mitàna mafy ny finônareo anareo mandra-peveko. Ny raika zegny mandresy mbanny zegny magnano zegny efa vitako , farany de homeko anazy ny fahefana aminny firenena rehetra. Hanapaka aminiary zareo miaraka aminny tangala vy izy, kara ny fagnatorotoana vilagna tagny no hagnapotehany aniary zareo.Kara ny nandraisako avy aminny i Abako, no hagnomezako anazy kintagna mandraigna my koa. Zegny managna tadigny mba hiteno anny zegny zakainny Fagnahy ho anireo fengonana.‘»
Kanefa izao ny atanao : "Halanao ny raha vitanny Nikolaita, sady efa halako my koa. Zegny managna tadigny mba mitenoa zegny raha zakainny Fagnahy ho anny fengonana. Ho anny raika mandresy de homeko alalagna hihinagnazegny avy aminny hazonny fiaignana, zegny aminny paradisanAndriamanitra.""

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-01","02-03"]}
{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-01","02-03","02-06"]}