diff --git a/21/14.txt b/21/14.txt index 24267f5..db11c55 100644 --- a/21/14.txt +++ b/21/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Nanagna fototra roy ambin'ny folo ny rindrignin'ny tanàna, ka tamin'io no nisy ny anarana apostolin'ny Zanak'ondry roy ambin'ny folo.\v 15 Ny raika zay nikoragna tamiko de nanagna fandresena volotara vita tamin'ny volamena mba handrefesana ny tanàna, de ny vavahadiny, ambin'ny rindrignany \ No newline at end of file +\v 14 Nanagna fototra roy ambin'ny folo ny rindrignin'ny tanàna, ka tamin'io no nisy ny anarana apôstôlin'ny Zanak'ondry roy ambin'ny folo.\v 15 Ny raika zay nikorana tamina de nanagna fandrefesana volotara vita tamin'ny volamena mba handrefesana ny tanàna, de ny vavahadiny, ambin'ny rindrignany \ No newline at end of file