From 1526b635966c9f50738be872e9e4fe3489d0b16a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 09:04:20 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 06/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index 22e3e3c..2bab846 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry tompon'ny raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy mba hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony handigny bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anavikavin'iary zareo zegny tokony hovonoina iary zareo, hôtra ny namonoana an'zareo \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry tompon'ny raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy mba hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony handigny bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anakavin'iary zareo zegny tokony hovonoina iary zareo, hôtra ny namonoana an'zareo \ No newline at end of file