diff --git a/11/10.txt b/11/10.txt index e5ebc0c..89d3e95 100644 --- a/11/10.txt +++ b/11/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Reo zay miaigna ambon'ny tany de hifaly amin'iary zareo sady hankalaza. Hifandefa fagnomezana mintsy aza iary zareo satri nampijaly zay didikin'ny miaigna tambon'ny tany ny mpaminagny roy igny. ka afaka teloandro sy tapany de hiditra ao amin'iary zareo ny fofognaign' Andriamanitra, de amin'ny tongotrany no hitsanganan'iary zareo. Ho togna amizay mahita an'azy ny havakana \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 Reo zay miaigna ambon'ny tany de hifaly amin'iary zareo sady hankalaza. Hifandefa fagnomezana mintsy aza iary zareo satri nampijaly zay didikin'ny miaigna tambon'ny tany ny mpaminagny roy igny. ka afaka teloandro sy tapany de hiditra ao amin'iary zareo ny fofognaign' Andriamanitra, de amin'ny tongotrany no hitsanganan'iary zareo. Ho togna amizay mahita an'azy ny havakana lei \ No newline at end of file