From 132bf9d01b855086439c052c49414b4b4a003c64 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Thu, 26 Dec 2019 11:36:20 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 20/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/20/01.txt b/20/01.txt index 72beddc..e9f98f2 100644 --- a/20/01.txt +++ b/20/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 De nahita anjely nijotso avitagny andagnitra aho. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsy hita fiafarana, sady nanagna rojo vy lebe tan-tagnany izy. Nanambotra ny dragona izy, na ny manaragna ela, de ny devoly, na satana, de nifihezina arivo taona. De na tsipiny tamin'ny lavaka tsy hita farany izy, nahidiny zany de naseny tombo-kase taminazy, Na mboarina zany mba tsy hamitahany ny firenena maro koa mandra-pahatapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy metsy halefa fotôna bitabitaka izy. \ No newline at end of file +\v 1 De nahita anjely nijotso avitagny andagnitra aho. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsy hita fiafarana, sady nanagna rojo vy lebe tan-tagnany izy. \v 2 Nanambotra ny dragona izy, na ny manaragna ela, de ny devoly, na satana, de nifihezina arivo taona.\v 3 N tsipiny tamin'ny lavaka tsy hita farany izy, nahidiny zany de naseny tombo-kase taminazy, Na mboarina zany mba tsy hamitahany ny firenena maro koa mandra-pahatapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy metsy halefa fotôna bitabitaka izy. \ No newline at end of file