diff --git a/02/16.txt b/02/16.txt index d7be6d3..6f499ff 100644 --- a/02/16.txt +++ b/02/16.txt @@ -1 +1 @@ -Mivaloza, raha izany ! Fa na tsy izany, de ho avy malaky aminareo agny Aho, sady hifaninagna amin’iary zareo aho miaraka amin’ny sabatran’ny vavako. Zegny managna tadigny tokony mba hiteno zegny zakain'ny Fagnahy ho an'ny fengonana. Ho an'ny zegny mandresy, homeko ny sanagny amin'ny magnavony, sady homeko vato fotsy miaraka amin'ny agnaram-baovao voasoratra amin'ny vato, agnarana ts fantan'olona afa-tsy zeg, mand \ No newline at end of file +\v 16 Mivaloza, raha izany ! Fa na tsy izany, de ho avy malaky aminareo agny Aho, sady hifaninagna amin’iary zareo aho miaraka amin’ny sabatran’ny vavako. \v 17 Zegny managna tadigny tokony mba hiteno zegny zakain'ny Fagnahy ho an'ny fengonana. Ho an'ny zegny mandresy, homeko ny sanagny amin'ny magnavony, sady homeko vato fotsy miaraka amin'ny agnaram-baovao voasoratra amin'ny vato, agnarana ts fantan'olona afa-tsy zegny mandray an'azy my."" \ No newline at end of file diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt new file mode 100644 index 0000000..12c0447 --- /dev/null +++ b/02/18.txt @@ -0,0 +1 @@ +"Soraty ho an’ny anjein’ny fengonana ao Tyatira hoe : ‘Itôgny ny zakan’ny zanak’Andriamanitra, zegny managna maso kara lelan’afomban’ny tongotra kara varahigna mangiragna : "Fantako zegny vitanao : Ny fitiavanao mban’ny finônanao sady ny faretanao. Fantako fa zegny vitanao farany de betsaka raha mitaha amin’ny vitanao voalohany. Kanefa zao no hanoherako anao : Leferinao ny viavy Zezebela, zay magnantso ny tegnany fa mpaminany viavy. Avy amn’ny fampenaranany de mamitaka ny mpanompoko izy mba hijangajanga sady hihinagna hanina atao sorona ho an’ny sampy. Nagnome fotôna mba hivalozana Aho, kanefa tsy mety hibebaka ny amin’ny fijangajangany izy. Igny a ! Hatako marary ambony fandrena eo izy, sady zegny mijanganjanga miaraka amin’azy de hampahoreko mafy, na tsy mivalo amin’ny asa ratsin’ny viavy iary zareo. hivoniko ho faty ny zanagny, de ny fengonana maro aby de hahalala fa Izaho mahita ny fieritreretana mban’ny fihetsem-po. Homeko magnaraka ny asanareo tsitokatokagna aby anareo. Fa ny aminareo zay tavela ao Tyatira, ny maro tsy mitagna ny fampenarana izao, sady tsy mahalala zegny agnantsovan’ny sanagny oe sain-dalin’i satana_ Izao ny raha zakaiko aminareo hoe : « Tsy vesarako entagna hafa anareo. » Ndre izany aza, tsy mentsy mitàna mafy ny finônareo anareo mandra-peveko. Ny raika zegny mandresy mban’ny zegny magnano zegny efa vitako , farany de homeko an’azy ny fahefana amin’ny firenena rehetra. ’Hanapaka amin’iary zareo miaraka amin’ny tangala vy izy, kara ny fagnatorotoana vilagna tagny no hagnapotehany an’iary zareo.’Kara ny nandraisako avy amin’ny i Abako, no hagnomezako an’azy kintagna mandraigna my koa. Zegny managna tadigny mba hiteno an’ny zegny zakain’ny Fagnahy ho an’ireo fengonana."" \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index db46282..20c9597 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -1 +1 @@ -{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-01","02-03","02-06","02-08","02-10","02-12"]} \ No newline at end of file +{"project":{"id":"rev","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Antambahoaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"-x-antambahoaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MADA007"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-01","02-03","02-06","02-08","02-10","02-12","02-16"]} \ No newline at end of file