From 12003c39e18fce8bea762d603d2a5ff3c5b6e2d3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Wed, 13 Nov 2019 14:12:57 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/07.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index 8e2505e..396b277 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Filadelfia hoe :"Karan'izao gny raha nizakain'ny zegny masina sady marina_ Izy no mitana ny lakilen'i Davida, Izy my koa no mamoha de tsisy afaka magnidy ndre iza ndre iza, Izy aby koa magnidy de tsisy afaka mamoha ndre iza ndre iza. fantako raha vitanareo. Sady efa nametrahako varangaragna mivoha eo alohanareo ka tsy afaka ahidin'iza n'iza. Fantako koa fa managna hery bitaka anareo, fa nagneky ny raha nizakaiko sady tsy nandà ny agnarako. \ No newline at end of file +\v 7 De soraty ho an'ny mpinon'ny fiangonana agny Filadelfia hoe :"Karan'izao gny raha nizakain'ny zegny masina sady marina_ Izy no mitana ny lakilen'i Davida, Izy my koa no mamoha de tsisy afaka magnidy ndre iza ndre iza, Izy aby koa magnidy de tsisy afaka mamoha ndre iza ndre iza. Fantako raha vitanareo. Sady efa nametrahako varangaragna mivoha eo alohanareo ka tsy afaka ahidin'iza n'iza. Fantako koa fa managna hery bitaka anareo, fa\v 8 nagneky ny raha nizakaiko sady tsy nandà ny agnarako. \ No newline at end of file