auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-27 20:08:42 +03:00 committed by root
parent cbaa175d8b
commit 1178b528f8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny feo regniko zay avy agny an-danitra nizaka taminaha ndreka hoe: "Mandiana, alay ny horognan-taratasy mivelatra an-tagnan'ny anjely mitsangana ambony ranomasina amban'ny tany. Aveo de dila nandea tamin'ny anjely zaho de nizaka taminazy mba hameny anaha ny horognan-taratasy bitaka. Nizaka izy taminaha: "Alay ny horognan-taratasy de hoano zany. Hampafaitra ny an-kibonao zany, fa ao ambavanao de ho mamy kara ny tantely zany."
Ny feo regniko zay avy agny an-danitra nizaka taminaha ndreka hoe: "Mandiana, alay ny horognan-taratasy mivelatra an-tagnan'ny anjely mitsangana ambony ranomasina amban'ny tany. Aveo de dila nandea tamin'ny anjely zaho de nizaka taminazy mba hameny anaha ny horognan-taratasy bitaka. Nizaka izy taminaha: "Alay ny horognan-taratasy de hoano. Hampafaitra ny an-kibonao zany, fa ao ambavanao de ho mamy kara ny tantely zany."