diff --git a/12/03.txt b/12/03.txt index 2b4f116..0c271b7 100644 --- a/12/03.txt +++ b/12/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito sy tandroka folo, sady nisy satro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambogny de nifaoka ny ampahatelon'ny kitagna tamin'ny lanitra de natsipiny tamin’ny tany. Avy eo de nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo i dagona igny hihinagna ny zanagnany raha v, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy. \ No newline at end of file +\v 3 Avy eo de nisy famantarana hafa koa niseho tan-danitra: Igny an! Nisy dragona mena ngejabe nanagna loha fito sy tandroka folo, sady nisy satro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambogny de nifaoka ny ampahatelon'ny kitagna tamin'ny lanitra de natsipiny tamin’ny tany. Avy eo de nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo i dagona igny, hihinagna ny zanagnany raha vantany vô teraka. \ No newline at end of file