auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-26 11:36:20 +03:00 committed by root
parent 28a6e7a748
commit 0f1d5f216d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny ranomasina de namôka ny maty tagnatiny. Ny fahafatesana amban'ireo fiainan-tsy hita de namôka ny maty zay tamin'iary zareo, de ny maty de notsaina araka ny raha namboariny. Ny fahafatesana amban'ny fiainan-tsy hita de natsipy tamin'ny farihy afo. Zany no fahafatesana faharoy
Ny ranomasina de namôka ny maty tagnatiny. Ny fahafatesana amban'ireo fiainan-tsy hita de namôka ny maty zay tamin'iary zareo, de ny maty de notsaina araka ny raha namboariny. Ny fahafatesana amban'ny fiainan-tsy hita de natsipy tamin'ny farihy afo. Zany no fahafatesana faharoy - de ny farihy afo. Raha nisy anarana tsy hita vôsoratra