From 0879855095a144ae9e62e25bfd40f66f11a03c0c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Tue, 31 Dec 2019 10:37:56 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 15/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/15/03.txt b/15/03.txt index 8b04fb1..9c089a0 100644 --- a/15/03.txt +++ b/15/03.txt @@ -1 +1 @@ -De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria \ No newline at end of file +De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria ny asnao marina de efa nampafantarina." \ No newline at end of file