auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-15 12:51:56 +03:00 committed by root
parent 9121fd1779
commit 0387773d86
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Hameko ny vavolombeloko roy ny fahefana haminany mandritra ny 1,260 andro, nisikina lamba fisaonana. Ny vavolombelogna reo de kakazon'ôliva roy de ny fitoeran-jiro roy zay nitsangana takaiky ny tompon'ny tany. Namisy olona misafidy handratra an'azy reo, de mivôka afo ny vavan'iary zareo de hinana ny fahavalon'iary zareo. Niza niza magniry ny handratra an'Azy reo de tsy mentsy ho vonoina amin'ny fomba zany.
\v 3 \v 4 \v 5 Hameko ny vavolombeloko roy ny fahefana haminany mandritra ny 1,260 andro, nisikina lamba fisaonana. Ny vavolombelogna reo de kakazon'ôliva roy de ny fitoeran-jiro roy zay nitsangana takaiky ny tompon'ny tany. Namisy olona misafidy handratra an'azy reo, de mivôka afo ny vavan'iary zareo de hinagna ny fahavalon'iary zareo. Niza niza magniry ny handratra an'Azy reo de tsy mentsy ho vonoina amin'ny fomba zany.