auto save
This commit is contained in:
parent
3ff5d4fda9
commit
00e4766fb9
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 12 \v 13 Nijery an'ny magnodidigna zaho niaragna hoe feon'iza zany mizaka aminaha zany, ka ndreka nitodika zaho de nahita fasiana jiro volamena fito. Ka tantegnategn'ny fasiana jiro nisy raika mitovy amin'ny Zanak'olona, nagnatao akanjo lava tonga hatragny amin'ny tongotrany, de fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratrany.
|
\v 12 Nijery an'ny magnodidigna zaho niaragna hoe feon'iza zany mizaka aminaha zany, ka ndreka nitodika zaho de nahita fasiana jiro volamena fito.\v 13 Ka tantegnategn'ny fasiana jiro nisy raika mitovy amin'ny Zanak'olona, nagnatao akanjo lava tonga hatragny amin'ny tongotrany, de fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratrany.
|
Loading…
Reference in New Issue