auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-13 13:47:35 -05:00 committed by root
parent 185efac1a9
commit 00904d1683
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndregny mandresy de atoko andry amin'ny tempolin'Andriamanitrako, ka tsy hiala eo mintsy izy. Sady hosoratako amin'ny agnaran'Andriamanitrako ny agnaran'ny tanànan'Andriamanitrako (de jerosalema vaovao, zay mijotso avy agny an-danitra avy amin'Andriamaitrako), mban'ny agnarako vaovao. Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno tsara zegny rah
Ndregny mandresy de atoko andry amin'ny tempolin'Andriamanitrako, ka tsy hiala eo mintsy izy. Sady hosoratako amin'ny agnaran'Andriamanitrako ny agnaran'ny tanànan'Andriamanitrako (de jerosalema vaovao, zay mijotso avy agny an-danitra avy amin'Andriamaitrako), mban'ny agnarako vaovao. Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno tsara zegny raha zakain'ny Fanahy amin'ny fiangonana.