From 00558172837f4e273c647ca0fff19e109646b37a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 09:25:09 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 12/10.txt | 1 + 12/11.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+) create mode 100644 12/10.txt create mode 100644 12/11.txt diff --git a/12/10.txt b/12/10.txt new file mode 100644 index 0000000..6ffa20a --- /dev/null +++ b/12/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Aveo de naregny feo mafy tan-danitra ho : « Amin’izao de tongan'ny famonjena, ny hery, ny fanjakan’Andriamanitrantsena mban’ny fahefan’ny Kristiny. Fa ny magnampanga ny rahalahintsena de natsipy tambany tagny, ny raika zegny magnampanga an’iary zareo magnalignandro agnatrehan’Andriamanitrantsena. \ No newline at end of file diff --git a/12/11.txt b/12/11.txt new file mode 100644 index 0000000..e8c0e52 --- /dev/null +++ b/12/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +Iary zareo de nandresy avy tamin’ny ràn’ny zanak’ondry mban’ny teny fijoroan’iary zareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiaignanany koa iary zareo ndre de ho faty aza. Avy ain’izany, mifalea, anareo ry lanitra, mban’ny zegny mipetraka amin’Azy ao. Feno havignirana izy, azon’ny fantany manko fa bitaka ny hanagnany. Ndreka nahalala ny dragona fa nalavo tamin’ny tany izy, de nagnanjaka ny viavy niteraka zaza lilahy izy. Fa ny viavy igny de nomena elatra roin’ny voromahery agnona be, ka de afaka nagnembogna nandeha amin’ny pilasy nikarakaraina ho an’azy tamin’ny tany tsisy olona tagny. Io ny pilasy hitsinjovana an’azy, agnatin’nytelo taona sy tapany_ mba tsy hitan’ny menaragna. Namoaka rano kara tegnarano tamin’ny vavany ny menaragna igny, zay hifaoka ny viavy igny. Fa ny tany nagnampy an’ny viavy igny. Nivohain’ny tany ny vavany de natelignany ny riaka navoakan’ny vavan’ny dragona igny. De vignitra tamin’ny viavy igny ny dragona de nenga sady niaragna ady tamin’ny ambin’ny taranagny io, zay mankàto ny didin’Andriamanitra sady mitagna ny fijoroana vavolombelona momba an’i Kristy. Aveo de nitsangana tambonin’ny fasikan’ny ranomasina ny dragona. \ No newline at end of file