-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/11.txt

1 line
380 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-23 05:08:47 +00:00
\v 11 Nanagna ny voninahitr'Andriamanitra i Jerosalema, de ny famirampiratany de kara ny vato tsara sarobidy, kara ny vato kristalina jaspy madio. \v 12 Nanagna rindrigna ambo lebe miaraka tamin'ny vavahady roy ambin'ny folo, miaraka tamin'ny anjely roy ambin'ny folo tamin'ny zanak'Israely. \v 13 Nisy vavahady telo tantsignianana,de tavaratra, de ny tatsimo ambin'ny tandrefana.