-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/03.txt

1 line
461 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-09 15:03:02 +00:00
\v 3 Tsisy olona tan-danitra na teto an-tany na tambanin'ny tany ka afaka hanataka ny horonan-taratasy na hamaky anazy.\v 4 Nitomagny mafibe aho satria tsy nisy olona mintsy mba hita mendrika hanokatra ny horon-taratasy na hamaky anazy.\v 5 Kanefa de nizaka taminaha ny raika tamin'ny loholona hoe:" Aza mitomagny. Igny. Ny liogna avy amin'ny fokon'i Joda, lay solofon'i Davida, de nandresy. Izy no afaka hanokatra ny horonan-taratasy mban'ny tombo-kase fito.