2019-11-07 14:25:09 +00:00
|
|
|
|
\v 3 Aveo nisy famantarana hafa niseho tan-danitra: Igny an! nisy dragona mena enjegna bezay nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy ssatro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambony de nipaoka ny ampahatelon'ny kitagna tan-danitra tagny sady nanipy an’iary zareo tamin’ny tany. Ny dragona nitsangana talohan’ny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy.
|