-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/11.txt

1 line
316 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-02 13:32:42 +00:00
Avy eo de hitako sady regniko feon'anjely marobe nagnodidigna ny sezafiandrianana mban'ny raha managn'aignaNy fitambaran'iary zareo de agnalignaligna. Nizaka tamin'ny feo mafibe iary zareo hoe:" Mendrika an'i Zanak'ondry nivovina anie ny handray fahefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninahitra, mban'ny dera."