-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/01.txt

1 line
236 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-31 12:03:23 +00:00
De hitako ny tagnana ankavananan'ny raika nipetraka tamin'ny seza fiandrianana, fa nisy taratasy vôsoratra taloha sy tafara. De nasena fitomboka tamina kase fito. De hitako amin'izay ny anjely matanjaka nizaka tamin'ny feo mafibe hoe:"