-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/01.txt

1 line
323 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-13 12:31:31 +00:00
\v 1 \v 2 Namena volotara mba hampiasaina kara ny tangala zaho. Nozakaina tamiko hoe: "Mitsangana de refeso ny tempolin' Andriamanitra de ny alitara, sady ny mivavaka ao. Aza refesina ny tokotany avelan'ny tempoly, fa namena an'i reo jetilisa zany. Hagnitsaka ny tanàna masina mandritra ny roy amby efapo volana iary zareo