-x-antambahoaka_rev_text_reg/22/14.txt

1 line
316 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 15:06:49 +00:00
Sambatra zegny manasa ny akanjoniary zareo. Mba hahazo alalagna mihinagna avy amin' «Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : « Sambatra zegny magnano ny didiny. ») Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mbanny zegny tia mametsy sady mpametsy.