-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/17.txt

2 lines
330 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-10 18:18:51 +00:00
\v 17 \v 18 Ndreka nahita an'Azy zaho, de lavo tamin'ny tongotrany kara olona maty. Nikasika anaha tamin'ny tàgnany ankavanana Izy ka nagnano hoe: "Aza matahotra. Zaho no vôlohany sady farany, de i raika zay velona. Efa maty zaho, fa, velona ndreka mandrakizay! Ka Zaho managna ny laklen'ny fahafatesana sy ny
2019-11-10 18:18:51 +00:00
Fiaignan-kôtra.