-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/07.txt

1 line
260 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-26 08:36:20 +00:00
Ndreka tapitra ny arivo taona, de ho tatahina tam-pigadrana Satana. Hivôka izy mba hamitaka ny firenena maro egny amin'ny vazan-tany efatra - Goga de Magoga - mba hitondra an'iary zareo miaraka ho agny amin'ny ady. Iary zareo de ho betsaka kara ny ranomasina.