-x-antambahoaka_rev_text_reg/10/08.txt

1 line
276 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-27 17:00:54 +00:00
Ny feo fegniko zay avy agny an-danitra nizaka taminaha ndreka hoe: "Mandiana, alay ny horognan-taratasy mivelatra an-tagnan'ny anjely mitsangana ambony ranomasina amban'ny tany. Aveo de dila nandea tamin'ny anjely zaho de nizaka taminazy mba hameny anaha ny horognan-taratasy