-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/03.txt

1 line
327 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-15 09:22:47 +00:00
\v 3 \v 4 \v 5 Hameko ny vavolombeloko roy ny fahefana haminany mandritra ny 1,260 andro, nisikina lamba fisaonana. Ny vavolombelona reo de kakan'ôliva roy de ny fitoeran-jiro roy zay nitsangana takaiky ny tompon'ny tany. Namisy olona misafidy handratra an'azy reo, de mivôka afo ny vavan'iary zareo de hinana ny fahavalon'ia