-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/08.txt

1 line
227 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-02 12:37:17 +00:00
Ndreka nalain'ny Zanak'ondry ny horonan-taratasy, de nampenkohoka ny tegnany takekiny teo iary zareo. Sady samy nanagna lokanga sy lovia volamena feno emboka mangitra aby gny tsitokatokana tamin'iary zareo, de vavakan'ny mpino.