-x-antambahoaka_rev_text_reg/16/12.txt

1 line
546 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-09 17:37:02 +00:00
\v 12 Ny anjely faha-enina nandraraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano lebe, ny Eofrata. Noritina zany mba hagnomagnana ny lalana ho an'ny mpanjaka zay tonga avy tantsignianana. \v 13 Nahita fanahy telo maloto karany boketra zaho zay nivoaka avy tambavan'ny dragona, de avy tambavan'ny bibi-dia, sady tambavan'ny mpaminagny sandoka. \v 14 Fanahy ny devoly magnano famatarana mahavarena iary zareo. nandea tamin'ny mpanjakan'izao tontolo zao iary zareo mba hangotrika an'azy miaraka ho amin'ny adin'ny andro leben'Anandrimatra Ambony indridra