-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/09.txt

1 line
254 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-10 17:13:01 +00:00
\v 9 Zegny man-tadigny, de tokony hiteno.\v 10 Na misy nalaina babo, de handeha amin'ny fahababoany izy. Na misy nivonina tamina sabatra, de amina sabatra koa hamonina anazy. Ity de fagnangizana ho an'ny faharetana mban'ny finoana ho an'ny zegny masina.