-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/01.txt

1 line
380 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-10 17:13:01 +00:00
\v 1 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fagnasahana aby. \v 2 Ny bibi-dia itako de kara amboadia. Ny tongony de kara tongotra bera, de ny vavany kara vavana liogna. De nomen'ny dragona anazy ny heriny, sy ny seza fiandrianany, mban'ny fahefana lebe hanapaka.