2019-12-27 16:30:48 +00:00
|
|
|
\v 3 Aveo izy de nihoaika tamin'ny feo mafy kara ny fieron'ny liona. Ndreka nihoaika izy, de nikotraka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. \v 4 Ndreka nikotroka ny kotroka fito, de tandalam-panoratana zaho, ka naregny feo avy tagny an-danitra zaho nizaka hoe: "Tano ho tsiambaratelo zay nozakain'ny kotroka fito. Aza soratana zany."
|