-x-antambahoaka_rev_text_reg/07/01.txt

1 line
348 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-12 14:44:48 +00:00
Tafaran'izany de nahita anjely efatra nitsangana tamin'ny zoro tany efatra aho, nanohitra mafy ny rivotra efatran'ny tany, mba tsy hisy rivotra magnagnina amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanohitra amin'ny kakazo marobe. Nahita anjely hafa aho niakatra avy tantsignanana, zay nanagna ny tombo-kasen'Andriamanitra velona. Nihoaika tamin'ny feo