-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/03.txt

1 line
432 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-22 17:08:26 +00:00
Haregny feo mafy avy tamin'ny seza fiandrianana zaho mizaka hoe: "Io! Eo amin'ny olona ny toeran'ny taberna bitaka an'Andriamanitra, de hiaigna miaraka amin'iary zareo izy. Ho olony iary zareo, ka Andriamanitra tegnany no hiaraka amin'iary zareo ka Izy ho Andriamanitr'iary zareo. Hamafa ny ranomaso marobe amin'ny mason'iary zareo Izy, ka de Tsy hisy fafatesana koa, na alahelo, na tomagny, na fanaitanana. Efa dila ny raha taloha.