-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/18.txt

1 line
266 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-08 17:17:35 +00:00
Sady ny ampahatelon'ny olona de matin'ny loza telo: ny afo, ny vovoka, de ny solifara zay nivôka avy tam-bavan'iary zareo. Ka ny herin'ny sôvaly de avy tamin'ny vavan'iary zareo mban'ny rambon'iary zareo - ka ny rambon'iary zareo de kara bibilava, sady nanagnaloha