2019-11-07 14:25:09 +00:00
|
|
|
|
\v 8 Izaho, jaona, ny raika zay naregny sady nahita an’ny raha io. ndreka naregny sady nahita an’izany aho, de nondrika tamin’ny tongotran’ny anjely n tegnako mba hidera an’azy, ny anjely nagnatoro anaha an’ny raha io.\v 9 De nizaka izy taminaha : "Aza magnano an’izany ! Fa mpanompo akamanao miaraka aminao aho, miaraka amin’ny mpaminany rahalahinao, sady miaraka amin’ny zegny mankàto ny zakan’ny boky ity. Miderà an’Andriamanitra!"
|