-x-antambahoaka_rev_text_reg/07/04.txt

1 line
385 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-12 14:54:48 +00:00
Naregny ny isan'iar zareo zegny vôtombo-kase aho: 144,000, ny vôtomboka-kase avy tamin'ny fokon'ny olon'israely maro: Roy arivo sy ray aligna no vôtombo-kase avy tamin'ny fokon'i Joda, roy arivo sy ray aligna avy tamin'ny fokon'i Robena, roy arivo sy ray aligna avy tamin'ny fokon'i Gada, roy arivo sy ray aligna avy tamin'ny fokon'i Asera, roy arivo sy ray aligna avy tamin'ny foko