-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/03.txt

1 line
257 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-08 17:17:35 +00:00
Avy amin'ny vovoka no nitongavan'ny valala teto ambonin'ny tany, sady nomena hery kara ny an'ny hala teto ambonin'ny tany iary zareo. nizakaina iary zareo mba tsy handratra ny ahitra teto ambonin'ny tany na ny raha maniry mentso na kakazo, fa ny olona zegny