-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/19.txt

1 line
284 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-15 15:13:35 +00:00
\v 19 \v 20 Hampenariko an'iary zareo aby ny fomba . Ka amin'izany de mazotoa sadymivaloza.Igny Aho, mijoro ambarangaragna sady mampepeka.Ka zegny maregny ny feoko sady mamoha ny farangaragna, de ho tonga andragnony agny aho sady hiaraka hihinagna aminazy, de izy koa miaraka aminaha.