-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/03.txt

1 line
423 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 3 Aveo nisy famantarana hafa niseho tan-danitra: Igny an! nisy dragona mena enjegna bezay nanagna loha fito mban'ny tandroka folo, sady nisy ssatro-boninahitra fito tamin'ny lohany. \v 4 Ny rambony de nipaoka ny ampahatelon'ny kitagna tan-danitra tagny sady nanipy aniary zareo taminny tany. Ny dragona nitsangana talohanny viavy efa ho teraka igny teo, ka ndreka teraka izy, de afaka hagnapaka ny zanagny izy.