-x-antambahoaka_rev_text_reg/12/01.txt

1 line
290 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 1 Famantarana agnona be no hita tan-danitra tagny : viavy nitafy ny masoandro, de ny volana tambaninny tongotrany, sady satro-boninahitra vitan aminny kintagna roy ambinny folo taminny lohany. \v 2 Bevohoka izy, sady nihoaika mafy fe efa ho teraka, agnatinny magnifa-kibo.