-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/11.txt

1 line
428 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-26 08:36:20 +00:00
\v 11 \v 12 De nahita seza fiandrianana fotsy lebe zaho de ny nipetraka tamboniny teo. Ny tany amban'ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, ne fa tsisy toerana andehanan'iary zareo. Na hita ny maty zaho - ny lebe amban'ny bitaka - nitsangana talohan'ny seza fiandrianana, de nivilarina ny boky. Ka nisy bboky raika novelarina - De ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de nitsaraina arakazay vôsoratra tamin'ny boky io, araka ny asany.