-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/09.txt

1 line
240 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-15 15:08:13 +00:00
Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao.