-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/07.txt

1 line
364 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-16 12:09:50 +00:00
kara ny nagnomezany voninahitra ny tegnany say niaigna tagnatin'ny fiafena, ameo an'azy ny fampijalena mban'ny alahelo ampy an'azy. Fa izy nizaka tam-pony hoe: 'Nipetraka kara mpanjaka viavy aho. Tsy maty vady aho, sady tsy hisaona mandrakizay.' Noho izany de ho avy amin'ny andro raika ny aretina mandripaka: ny fahafatesana, ny fisaonana, mban'ny mosary. Horôn'