2019-11-07 14:25:09 +00:00
|
|
|
|
\v 1 Famantarana agnona be no hita tan-danitra tagny : viavy nitafy ny masoandro, de ny volana tambanin’ny tongotrany, sady satro-boninahitra vitan amin’ny kintagna roy ambin’ny folo tamin’ny lohany. \v 2 Bevohoka izy, sady nihoaika mafy fe efa ho teraka, agnatin’ny magnifa-kibo.
|