-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/09.txt

1 line
508 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-15 15:08:14 +00:00
\v 9 Igny an! Zegny mpiasan'ny devoly mizaka fa Jiosy azareo de mametsy aby fa tsy izy zany azaro. Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho.\v 10 Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany.\v 11 Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao.