-x-antambahoaka_rev_text_reg/15/07.txt

1 line
228 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-31 16:03:22 +00:00
Raika tamin'ny raha managn'aigna efatra nagnome an'ny anjely fito lovia volamena fito feno fahavigniran'Andriamanitra, Ilay velogna mandrakizay doria. Feno setroka avy tamin'ny voninahitr'Andriamanitra mban'ny heriny ny tempoly.