2019-12-27 17:23:13 +00:00
|
|
|
Nalaiko tan-tagnan'ny anjely ny horognan-taratasy bitaka igny de nohaniko zany. Mamy kara tintely tam-bavako zany, de nanjary nafaitra ny tam-bavako. Aveo nisy olona raika nizaka taminaha hoe: "Tsy metsy maminagny ndreka anao momban'iregny olona maro, ny firenena, ny fizaka, de reo mpanjaka
|