2020-01-02 12:37:17 +00:00
|
|
|
De nahita Zanak'ondry nitsangana tagnelagnelagny sezafiandrianana. Ôtran'ny hoe olona nivonina izy. Nanagna tandroka fito de maso fito izy; iary zareo no Fanahy fiton'Andriamanitra nalefa nagneran-tany. De nandeha izy sady nangala ny horonan-taratasy tamin'ny tagnana ankavananan'ny tokana nipetraka tamin'ny sezafiandrianana.
|